tkg_act_text_reg/05/03.txt

1 line
623 B
Plaintext

\v 3 Fa Petera nizàka hoe: "Ananiasy, nahoa gne nofenoin'i Satana vandy gne fonao havandy amè Fanahy Masina, sy hitazony gne sasany tamin'ilay vadin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo izà, tsy nijanogny ho fanagnanao manokany izà, ary rehefa lafo izà, tsy teo amè fahefanao izà? Akongaia gne niheritreretanao izà zavatry izà tao amè fonao? Tsy navandy tamign'olo anao, fa tamin'Andriamanitry." \v 5 Rehefa naharè ireo teny ireo, da lavo tamè tany Ananiasy ka afaky gne ainy, ary nalia tanteraky izay rehetra naharè izà. \v 6 Ary indreo tovolahy da niroso namono lamba anazy, ka nindesindreo nijoso izy ary nalevy.