tkg_act_text_reg/05/01.txt

1 line
287 B
Plaintext

\c 5 \v 1 Fa nisy lehilahy raiky nangia hoe Ananiasy, niaraky tamin'i Safira vadiny, nivarotry anjara tany, \v 2 ary notagnany gne sasany tamin'ireo vola vidiny (gne vadiny evakoa nahafantatry izà), ary ninday gne ampahany hafa tamin'izà ary nametraky anazy teo an-tombondreo apostoly.