auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-07 02:34:03 -05:00 committed by root
parent d7da1c3dd2
commit fadda8cf17
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary izy nizàka tamindreo hoe : " Lehilahy Israely, tandremo tsara gne amè zavatry izay ho aninareo miaraky amin'ireo olo ireo. Fa taloha tany, Teodasy nizàka gne tegnany ho zavatry, ary vondron'olo, tokotry ho efa-jato, nagnaraky anazy. Novonoy izy, ary indreo rehetra izay nagneky anazy da niparitaky ary tonga tsinotsino. Avy eo
Ary izy nizàka tamindreo hoe : " Lehilahy Israely, tandremo tsara gne amè zavatry izay ho aninareo miaraky amin'ireo olo ireo. Fa taloha tany, Teodasy nizàka gne tegnany ho zavatry, ary vondron'olo, tokotry ho efa-jato, nagnaraky anazy. Novonoy izy, ary indreo rehetra izay nagneky anazy da niparitaky ary tonga tsinotsino. Avy teo io lehilahy io, Jodasy avy any Galilia da nitsanga tamè andron'gne fagnishà ary nangala olo maromaro hagnaraky anazy. Izy evakoa da nov