Tue Dec 01 2020 11:50:58 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 11:50:59 -05:00
parent de93285337
commit fa75b20773
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Sady tam'zany andro zany da nisy mpaminany maromaro nidigny avy tagny Jerosalema nandeha agny Antioka. \v 28 Agnisany gne nindray tamindreo i Agabo gn' agnarany; nitsànga izy ary nahazo honofy tamè Fanahy fa hisy mosary zakabe ho avy eran'zao tontolo 'zao. Da avy tokôtry izany tam' gn' andron' i Klaodio.
\v 27 Sady tam'zany andro zany da nisy mpaminany maromaro nidigny avy tagny Jerosalema nandeha agny Antiokia. \v 28 Agnisany gne nindray tamindreo i Agabo gn'agnarany; nitsànga izy ary nahazo honofy tamè Fanahy fa hisy mosary zakabe ho avy eran'zao tontolo 'zao. Da avy tokôtry izany tam'gn'andron'i Klaodio.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Noho izany, gne mpianatry araky gne fahafahan' gne tsikiraikiraiky da nanapa- kevitry fa hagnomè sady handefa fagnampia ho an' gne rahalahiny mipetraky agny Jodia. \v 30 Namboarindreo izany sady nandefa vola ho an' gne loholo tagny tamè tanàn' i Barnabasy sy Saoly.
\v 29 Noho izany, gne mpianatry araky gne fahafahan' gne tsikiraikiraiky da nanapa-kevitry fa hagnomè sady handefa fagnampia ho an'gne rahalahiny mipetraky agny Jodia. \v 30 Namboarindreo izany sady nandefa vola ho an'gne loholo tagny tamè tanàn'i Barnabasy sy Saoly.

View File

@ -1 +1 @@
\c 12 \v 1 Tamin'izany andro zany, i Heroda mpanjaka nisambotry gne sasany tao amè fengona mba afahany mikobioky andreo. \v 2 Tamin'izany da novonihiny tamè sabatry i jakôba rahalahan' i Jaona.
\c 12 \v 1 Tamin'izany andro zany, i Heroda mpanjaka nisambotry gne sasany tao amè fengona mba afahany mikobioky andreo. \v 2 Tamin'izany da novonihiny tamè sabatry i Jakôba rahalahan'i Jaona.

View File

@ -210,9 +210,9 @@
"11-19",
"11-22",
"11-25",
"11-27",
"11-29",
"12-title",
"12-01",
"12-03",
"12-05",
"12-07",