Tue Dec 01 2020 09:30:13 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 09:30:13 -05:00
parent e8cb1491e9
commit e0a37d2f14
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Ary nandritran'gn'ariva da nisy anjelin'gne Tompo nanokatry gne varangaran'gne fonja ary nagnajoso andreo tao, sy nizàka hoe: \v 20 " Alao, mitsangana ao amè tempoly ary mizàka amè olo ireo zakà rehetran'ity fiaigna ity." \v 21 Rehefa naharè izà indreo, da niditry tao amè tempoly indreo raha vao marandray gn'andro ka nampianatry. Fa avy gne mpisoronabe, sy indreo izay nindray taminy, ary nangaiky gne filan-kevitry rehetra, indreo loholo rehetran'gne vahoakan'Israely, ary nalefa tam-ponja mba hagnajoso andreo apostoly.
\v 19 Ary nandritran'gn'ariva da nisy anjelin'gne Tompo nanokatry gne varangaran'gne fonja ary nagnajoso andreo tao, sy nizàka hoe: \v 20 "Alao, mitsangana ao amè tempoly ary mizàka amè olo ireo zakà rehetran'ity fiaigna ity." \v 21 Rehefa naharè izà indreo, da niditry tao amè tempoly indreo raha vao marandray gn'andro ka nampianatry. Fa avy gne mpisoronabe, sy indreo izay nindray taminy, ary nangaiky gne filan-kevitry rehetra, indreo loholo rehetran'gne vahoakan'Israely, ary nalefa tam-ponja mba hagnajoso andreo apostoly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Fa rehefa avy gne mpiandry raharaha da tsy nahita andreo tao am-ponja esana, ka nipody indreo ary nagnambara hoe: \v 23 " Nahita gne trano mizy nihidy tsara iahay ary gne mpiamby da nijoro niamby t'ambarangara, fa rehefa novahanay izà tsy nahita olo tao agnatiny esana iahay."
\v 22 Fa rehefa avy gne mpiandry raharaha da tsy nahita andreo tao am-ponja esana, ka nipody indreo ary nagnambara hoe: \v 23 "Nahita gne trano mizy nihidy tsara iahay ary gne mpiamby da nijoro niamby t'ambarangara, fa rehefa novahanay izà tsy nahita olo tao agnatiny esana iahay."

View File

@ -107,7 +107,7 @@
"05-12",
"05-14",
"05-17",
"05-22",
"05-19",
"05-24",
"05-26",
"05-29",