Tue Dec 01 2020 13:35:51 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 13:35:51 -05:00
parent 4fac667415
commit d99996c6c2
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Fa i Heroda da vignitry mafy tamè vahôka Tyriana sy Sidona. Niaraky nandeha tagny indreo. Noresendreo lahatry I Blasto, mpiasan' I gne mpanjaka mba hagnampy andreo. Sady nangataky fihavàna indreo satria gne tanàndreo da mandray sakafo fagnampia avy amè mpanjakan'ny gne tanà. \v 21 Tamè andro voatondro, I Heroda, nisiky akajon'ny gne mpanjaka sady nipetraky teo amè seza fiandriana ary nikabaro tamindreo teo izy.
\v 20 Fa i Heroda da vignitry mafy tamè vahôkan'i Tyra sy Sidona. Niaraky nandeha tagny indreo. Noresendreo lahatry i Blasto, mpiasan'i gne mpanjaka mba hagnampy andreo. Sady nangataky fihavàna indreo satria gne tanàndreo da mandray sakafo fagnampia avy amè mpanjakan'ny gne tanà. \v 21 Tamè andro voatondro, i Heroda, nisiky akajon'ny gne mpanjaka sady nipetraky teo amè seza fiandriana ary nikabaro tamindreo teo izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Nikoiky mafy gne vahôka: " Feon' gne Andriamanitra izany fa tsy feon'olo!" \v 23 Tselatsela teo da nisy anjelin'i Tompo namaly anazy; satria tsy nagnome voninahitry ho an' Andriamanitra izy da nohanin' gne Aka izy sady maty.
\v 22 Nikoiky mafy gne vahôka: "Feon'gne Andriamanitra izany fa tsy feon'olo!" \v 23 Tselatsela teo da nisy anjelin'i Tompo namaly anazy; satria tsy nagnome voninahitry ho an'Andriamanitra izy da nohanin'gne aka izy sady maty.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Fa gne zakan' gne Andriamanitra da mitombo sady nihamaro. \v 25 Raha vitan' i Barnabasy sy Saoly gne iraky nampagnambnoary andreo da nipody avy tagny [gne sasany aminio dika soratry taloha be mizaka hoe:" Indreo da nipody tagny Jerosalema] Jerosalema indreo sady nitondra an' I Jaona niaraky tamindreo nody, na igny angiandreo hoe Marka igny.
\v 24 Fa gne zakan'gne Andriamanitra da mitombo sady nihamaro. \v 25 Raha vitan'i Barnabasy sy Saoly gne iraky nampagnamboary andreo da nipody avy tagny [gne sasany aminio dika soratry taloha be mizaka hoe: "Indreo da nipody tagny Jerosalema] Jerosalema indreo sady nitondra an'i Jaona niaraky tamindreo nody, na igny angiandreo hoe Marka igny.

View File

@ -222,8 +222,8 @@
"12-13",
"12-16",
"12-18",
"12-20",
"12-22",
"12-24",
"13-title",
"13-01",
"13-04",