Tue Dec 01 2020 10:46:34 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 10:46:35 -05:00
parent 5848b8c2b1
commit c4cb8dc547
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 Satria efa nanakeky an'i Lyda i Jopa, ary naharè gne mpianatra fa tao i Petera, da nandefa olo roy tagny aminazy indreo ary niangavy anazy: "Mba mevia rô aminay agny ka mangatak'andro." \v 39 Niaraky tam' zay, nitsanga i Petera ary nandeha nindray tamindreo. Raha avy tagny, niditry tamè efitry ambony indreo, ary gn' olo tsy manambady sy maty vady aby da nitsanga teo agnilany teo sady nitomagny, nagnambara anazy gne lamba nisikininy gne Dorkasy taminazy mbola velo.
\v 38 Satria efa nanakeky an'i Lyda i Jopa, ary naharè gne mpianatra fa tao i Petera, da nandefa olo roy tagny aminazy indreo ary niangavy anazy: "Mba mevia rô aminay agny ka mangatak'andro." \v 39 Niaraky tam' zay, nitsanga i Petera ary nandeha nindray tamindreo. Raha avy tagny, niditry tamè efitry ambony indreo, ary gn'olo tsy manambady sy maty vady aby da nitsanga teo agnilany teo sady nitomagny, nagnambara anazy gne lamba nisikininy gne Dorkasy taminazy mbola velo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 Nampandehanin' i Petera niala gne efi-tragno indreo, nandohaliky ary nivavaky izy; avy eo, nitodiky tamè faty izy nizaka hoe: " Tabita, Mitsangàna." Nosokafany gne masony avy eo, ary nahita an' i Petera izy da nitrôtry. \v 41 Avy teo, natolotry Petera anazy gne tagnany sady nampitsanga anazy izy; ary rehefa avy nangaiky gne mpino sy gne olo tsy manambady izy, da nambarany tamindreo fa velo izy. \v 42 Nalaza sady niely magnodidy an' i Jopa izany fahagagà zany, ka olo maro be lasa nino ny Tompo. \v 43 Tamin'izay i Petera da nipetraky nandritry gn'andro maromaro niaraky tamin' ity lelahy atao hoe Simona ity tao Jopa, izay mpandoko gn'asany.
\v 40 Nampandehanin'i Petera niala gne efi-tragno indreo, nandohaliky ary nivavaky izy; avy eo, nitodiky tamè faty izy nizaka hoe: "Tabita, Mitsangàna." Nosokafany gne masony avy eo, ary nahita an'i Petera izy da nitrôtry. \v 41 Avy teo, natolotry Petera anazy gne tagnany sady nampitsanga anazy izy; ary rehefa avy nangaiky gne mpino sy gne olo tsy manambady izy, da nambarany tamindreo fa velo izy. \v 42 Nalaza sady niely magnodidy an'i Jopa izany fahagagà zany, ka olo maro be lasa nino ny Tompo. \v 43 Tamin'izay i Petera da nipetraky nandritry gn'andro maromaro niaraky tamin'ity lelahy atao hoe Simona ity tao Jopa, izay mpandoko hoditra.

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy lehilahy raiky tao amè tanàn' i kaisaria atao hoe Kornelio, kapiteny miaramila Italiana. Lehilahy mpivavaky, manompo gne zagnahary miaraky amè fianakaviany; nizara gne vola be matetiky tamè sahira izy, ary da nivavaky datò tamin' Andriamanitra.
\c 10 \v 1 Ary nisy lehilahy raiky tao amè tanàn' i kaisaria atao hoe Kornelio, kapiteny miaramila Italiana. \v 2 Lehilahy mpivavaky, manompo gne zagnahary miaraky amè fianakaviany; nizara gne vola be matetiky tamè sahira izy, ary da nivavaky datò tamin' Andriamanitra.

View File

@ -179,9 +179,9 @@
"09-31",
"09-33",
"09-36",
"09-38",
"09-40",
"10-title",
"10-01",
"10-03",
"10-07",
"10-09",