Tue Dec 01 2020 09:32:13 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 09:32:13 -05:00
parent e0a37d2f14
commit 6eab85cec1
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Ary rehefa naharè izà gne lehiben'gne mpiamby gne tempoly sy indreo mpisoronabe, da very hevitry tanteraky indreo nahakasiky gne zavatry mety hitranga. \v 25 Fa nisy olo avy ary nagnambara tamindreo hoe: " Indreo lehilahy izay naninareo t'andragno mizy da mitsanga ao amè tempoly ary mampianatry gne vahoaky
\v 24 Ary rehefa naharè izà gne lehiben'gne mpiamby gne tempoly sy indreo mpisoronabe, da very hevitry tanteraky indreo nahakasiky gne zavatry mety hitranga. \v 25 Fa nisy olo avy ary nagnambara tamindreo hoe: "Indreo lehilahy izay naninareo t'andragno mizy da mitsanga ao amè tempoly ary mampianatry gne vahoaky.

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Ary lasa gne lehiben'gne mpiamby nindray tamindreo mpiandry raharaha, ary ninday andreo nipody, fa tsy tamè herisetra, satria nalia gne vahoaky indreo sao ho torahany vato. \v 27 Rehefa ninday andreo indreo, da nandefa andreo teo agnatrehan'gne filan-kevitry. Nagnadiady andreo gne mpisoronabe, \v 28 nizàka hoe: " Noraranay mafy anareo mba tsy hampianatry amin'io agnara io, kanefa, nofenonareo gne fampianaranareo i Jerosalema, ary tianareo ho tompon'andraikitry amè ran'io lehilahy io iahay."
\v 26 Ary lasa gne lehiben'gne mpiamby nindray tamindreo mpiandry raharaha, ary ninday andreo nipody, fa tsy tamè herisetra, satria nalia gne vahoaky indreo sao ho torahany vato. \v 27 Rehefa ninday andreo indreo, da nandefa andreo teo agnatrehan'gne filan-kevitry. Nagnadiady andreo gne mpisoronabe, \v 28 nizàka hoe: "Noraranay mafy anareo mba tsy hampianatry amin'io agnara io, kanefa, nofenonareo gne fampianaranareo i Jerosalema, ary tianareo ho tompon'andraikitry amè ran'io lehilahy io iahay."

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Fa i Petera sy indreo apostoly namaly hoe: " Iahay da tokotry hagneky an'Andriamanitry nohon'gne olo. \v 30 Gne Andriamanitry gne razanay nanangagny an'i Jesosy, izay novononareo teo amè hazo fijalia. \v 31 Andriamanitry nanandratry Anazy teo amè tagnan'ankavagnany mba ho Tompo sy Mpamonjy, mba hanome fibebaha ho an'Israely, sy famelan-keloky. \v 32 Iahay da vavolombelo gne amin'izà zavatry izà, ary gne Fanahy Masina evakoa, izay nomen'Andriamanitry ho andreo magneky Anazy.
\v 29 Fa i Petera sy indreo apostoly namaly hoe: "Iahay da tokotry hagneky an'Andriamanitry nohon'gne olo. \v 30 Gne Andriamanitry gne razanay nanangagny an'i Jesosy, izay novononareo teo amè hazo fijalia. \v 31 Andriamanitry nanandratry Anazy teo amè tagnan'ankavagnany mba ho Tompo sy Mpamonjy, mba hanome fibebaha ho an'Israely, sy famelan-keloky. \v 32 Iahay da vavolombelo gne amin'izà zavatry izà, ary gne Fanahy Masina evakoa, izay nomen'Andriamanitry ho andreo magneky Anazy.

View File

@ -108,6 +108,7 @@
"05-14",
"05-17",
"05-19",
"05-22",
"05-24",
"05-26",
"05-29",