Tue Dec 01 2020 10:18:18 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 10:18:19 -05:00
parent 93dbe307ad
commit 6dd8dfb484
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 Rehefa tegny an-dala indreo, nagnato toera misy rano, ary hoy ity tandapa ity tam' Filipo hoe:" Itoa misy rano. Ino gne sakagny tsagnamboara batisa anà?" \v 37 ( Fagnamaria: " Raha mino amè fònao rehetra anao da afaka atao batisa." Hoy ity Etiopiana Tandapa namaly hoe:" Mino aho fa i Jesosy Kristy gne Zanak'Andriamanitra.") \v 38 Nasain'ity Etiopiana najano gne kalesy. Nidigny tan-drano indreo ka nagnano batisa azy i Filipo.
\v 36 Rehefa tegny an-dala indreo, nagnato toera misy rano, ary hoy ity tandapa ity tam' Filipo hoe:" Itoa misy rano. Ino gne sakagny tsagnamboara batisa anà?" \v 37 ( Fagnamaria: "Raha mino amè fònao rehetra anao da afaka atao batisa." Hoy ity Etiopiana tandapa namaly hoe: "Mino aho fa i Jesosy Kristy gne Zanak'Andriamanitra.") \v 38 Nasain'ity Etiopiana najano gne kalesy. Nidigny tan-drano indreo ka nagnano batisa azy i Filipo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Rehefa niakatry am-botry in-dreo, noentin'gne Fanahin' Tompo i Filipo ka tsy hitan'ity Tandapa 'ty koa, fa izy kosa lasa nandeha niaraky amè fò feno haravoa. \v 40 Fa i Filipo lasa nandeha niseho tagny Azota ary nitety gne faritry magnodidy io tanà io nitory gne vaovao mahafaly eraky gne tanam-bè rehetra mandra-pahatongavany tagny Kaisaria.
\v 39 Rehefa niakatry am-botry in-dreo, noentin'gne Fanahin'i Tompo i Filipo ka tsy hitan'ity tandapa 'ty koa, fa izy kosa lasa nandeha niaraky amè fò feno haravoa. \v 40 Fa i Filipo lasa nandeha niseho tagny Azota ary nitety gne faritry magnodidy io tanà io nitory gne vaovao mahafaly eraky gne tanam-bè rehetra mandra-pahatongavany tagny Kaisaria.

View File

@ -162,6 +162,7 @@
"08-29",
"08-32",
"08-34",
"08-36",
"08-39",
"09-title",
"09-01",