Tue Dec 01 2020 14:52:16 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 14:52:17 -05:00
parent c4a5596a9a
commit 34318ce8f6
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Raha nanendry loholo ho andreo isam-pengona indreo sady nivavaky tamè fotoa fifadiha hany, da natolitr'ndreo ho an'i Tompo izany, izay da ninoan-dreo tokôtry. \v 24 Nandalo tam'i Pisidia indreo ka avy tagny Pamflia. \v 25 Raha nitory tao Perga indreo tonga da raoky nidigny agny Italia. \v 26 Avy tagny indreo gne nandray sambo handeha ho agny Antioka, izay tanà nandresan-dreo gne fahasoavan' Andriamanitry ho an' gne asa vitan-dreo.
\v 23 Raha nanendry loholo ho andreo isam-pengona indreo sady nivavaky tamè fotoa fifadiha hany, da natolitr'ndreo ho an'i Tompo izany, izay da ninoan-dreo tokôtry. \v 24 Nandalo tam'i Pisidia indreo ka avy tagny Pamfylia. \v 25 Raha nitory tao Perga indreo tonga da raoky nidigny agny Atalia. \v 26 Avy tagny indreo gne nandray sambo handeha ho agny Antiokia, izay tanà nandresan-dreo gne fahasoavan'Andriamanitry ho an' gne asa vitan-dreo.

View File

@ -1 +1 @@
Raha vatany avy tagny Antioka indreo, avy da niaraky tamè fengona nagnano tatitry gne raha vitan' Andriamanitry tamindreo sy gne fomba nanokafany varangara gne finoa ho an' gne Jentilisa. Da nidobòky nahadigny ela be teo niaraky tamè mpianatry indreo.
\v 27 Raha vatany avy tagny Antiokia indreo, avy da niaraky tamè fengona nagnano tatitry gne raha vitan' Andriamanitry tamindreo sy gne fomba nanokafany varangara gne finoa ho an'gne Jentilisa. \v 28 Da nidobòky nahadigny ela be teo niaraky tamè mpianatry indreo.

View File

@ -1 +1 @@
Gne olo sasany moa da nidigny avy tagny Jodia ho agny Antioka ka nampianatry gne rahalainy tao sady nizaka hoe: " Raha tsy voafora mitovy amè fomban' i Mosesy anareo da tsy ho vôvonjy lahateo". Kaiky, ity resaky ity, lasa akàny sady ady hevitry be teo amason' gne vahôka ho an'i Paoly sy Barnabasy. Noho izany i Paoly sy i Barnabasy da voatendry niaraky tamè sasany tamindreo hiakatry ho agny Jerosalema mba hifagnatriky amè mpianatry sy gne Apostôly ary gne loholo tagny mikasiky io resaky io.
\c 15 \v 1 Gne olo sasany moa da nidigny avy tagny Jodia ho agny Antiokia ka nampianatry gne rahalahiny tao sady nizaka hoe: " Raha tsy voafora mitovy amè fomban' i Mosesy anareo da tsy ho vôvonjy lahateo". \v 2 Kaiky, ity resaky ity, lasa akàny sady ady hevitry be teo amason' gne vahôka ho an'i Paoly sy Barnabasy. Noho izany i Paoly sy i Barnabasy da voatendry niaraky tamè sasany tamindreo hiakatry ho agny Jerosalema mba hifagnatriky amè mpianatry sy gne Apostôly ary gne loholo tagny mikasiky io resaky io.

View File

@ -1 +1 @@
TOKO FAHA 15
Toko faha 15

View File

@ -258,9 +258,9 @@
"14-17",
"14-19",
"14-21",
"14-23",
"14-27",
"15-title",
"15-01",
"15-03",
"15-05",
"15-07",