Tue Dec 01 2020 14:36:03 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 14:36:04 -05:00
parent c7df630119
commit 29cd54c5d2
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 Raha vatany rèn'gne Jentilisa izany da doboky afalia sady nidera gne zakan'i Tompo indreo. Sady maro gne vôtendry ho amè finoa sy gne fiaina mandrakizay gne nino. \v 49 Ary niely eraky gne tany gne zakan' gne Zagnahary.
\v 48 Raha vatany rèn'gne Jentilisa izany da doboky afalia sady nidera gne zakan'i Tompo indreo. Sady maro gne vôtendry ho amè finoa sy gne fiaina mandrakizay gne nino. \v 49 Ary niely eraky gne tany gne zakan'gne Zagnahary.

View File

@ -1 +1 @@
\v 50 Fa gne Jiosy koa da nandrisiky andreo viavy mafana fò sady mana gne maha izy enazy sy gne lelahy mpitariky tao amè tanà. Lasa fagnenjeha an'i Paoly sy Barnabasy izany ary nandrôky indreo hiala agny amè sisin-tany teo amè tanà. \v 51 Fa i Paoly sy Barnabasy nagnitsa gne bò tamè kapandreo mba hanoera anizany. Avy teo indreo da lasa nandeha agny amè tanàn' i Ikoniama. \v 52 Gne mpianatry tamizay da diboky afalia sady feno fanahy Masigny.
\v 50 Fa gne Jiosy koa da nandrisiky andreo viavy mafana fò sady mana gne maha izy enazy sy gne lelahy mpitariky tao amè tanà. Lasa fagnenjeha an'i Paoly sy Barnabasy izany ary nandrôky indreo hiala agny amè sisin-tany teo amè tanà. \v 51 Fa i Paoly sy Barnabasy nagnitsa gne bò tamè kapandreo mba hanoera anizany. Avy teo indreo da lasa nandeha agny amè tanàn'i Ikonioma. \v 52 Gne mpianatry tamizay da diboky afalia sady feno fanahy Masigny.

View File

@ -1 +1 @@
Raha tao Ikonioma i Paoly sy Barnabasy da niara-nitsoky tao amè Synagogan'ny Jiosy sady nikoraha fa gne vahôka maro be Jiosy sy Grika koa sa da nino. Fa gne Jiosy tsy nagneky da nagnakorotagny gne fisian'gne Jentilisa ka nahatonga andreo hanohitry gne rahalahy.
\c 14 \v 1 Raha tao Ikonioma i Paoly sy Barnabasy da niara-nitsoky tao amè Synagogan'ny Jiosy sady nikoraha fa gne vahôka maro be Jiosy sy Grika koa sa da nino. \v 2 Fa gne Jiosy tsy nagneky da nagnakorotagny gne fisian'gne Jentilisa ka nahatonga andreo hanohitry gne rahalahy.

View File

@ -245,11 +245,11 @@
"13-40",
"13-42",
"13-44",
"13-46",
"13-48",
"13-50",
"14-title",
"14-01",
"14-03",
"14-05",
"14-08",
"14-14",