\v 7 Fa maro gne mpamitaky efe lasa agny amizao tontolo izao, ary indreo da tsy magneky fa Jesosy Kristy da avy tamè nofo. Izany mpamitaka sy antiKristy. \v 8 Iteo gne tegnanareo, mba tsy hahavery gne rahà izay efa vitantsika agnaby, fa mba hahazoanareo valim-pitia feno