auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-23 04:24:11 -05:00 committed by root
parent bbbf302ae0
commit f17ccc446b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Fa tsy tiany tsy hofantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nanagny fahiry ame ho avy.\v 14 Fa ra mino antsika fa i Jesosy da maty ary nintsanga akoa, da akon'izany koa gne hitondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy ireo izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izany gne zakainay taminareo tao ame ten'i Tompo, fa isika velogny, sisa tavela ame fefihan'i Tompo, da tsy handeha aloha koa gne efa maty.
\v 13 Fa tsy tiany tsy hofantatrareo, ry rahalahy,gne momba ireo efa maty,mba tsy halelovanareo mitovy ame handimby izay tsy nanagny fahiry ame ho avy.\v 14 Fa ra mino antsika fa i Jesosy da maty ary nintsanga akoa, da akon'izany koa gne hitondran'Andremanitry miaraky am'i Jesosy ireo izay efa maty tao aminy.\v 15 Fa izao gne zakainay taminareo ame ten'i Tompo, fa isika velo, sisa tavela ame fiavian'i Tompo, da tsy hialoha koa gne efa maty.