diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 0b15881..ef06900 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gn gnamasina anareo, Mba helanareo ame fijangajangana, \v 4 izay afantaran'gne tsiraikiraiky avy aminareo gne fomba azahoany gne fanaky ao ame fahamasina ame voninaitry, \v 5 tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy mahalala gne zagnahary).\v 6 Aoka tsy hisy olo handika na hagnaratsy gne rahalainy amin'izany. Fa gne Tompo gne mamaly aniregny raha aby iregny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nijoroanay vavolombelo taminareo. \ No newline at end of file +\v 3 Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gne hagnamasigna enareo, mba helanareo ame fijangajangana, \v 4 izay ahafantaran'gne tsiraikiraiky avy aminareo gne fomba ahazoany e fanaky ao ame fahamasina ame voninaitry, \v 5 tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy mahalala gne zagnahary).\v 6 Aoka tsy hisy olo handika na hagnaratsy gne rahalainy amin'izany. Fa gne Tompo gne mamaly aniregny raha aby iregny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nijoroanay vavolombelo taminareo. \ No newline at end of file