diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index 909a430..ae898e9 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hagnoatry hiay am-pilamina, hisay gne manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory. \ No newline at end of file +\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hagnoatry hiay am-pilamina, hisay gne tognotognonareo manokana, ary hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna mendriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy hanagny zava-mahory. \ No newline at end of file