auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-23 04:24:11 -05:00 committed by root
parent 454bacd7ba
commit e35c36b8aa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hagnoatry hiay am-pilamina, hisay gne manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory.
\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hagnoatry hiay am-pilamina, hisay gne tognotognonareo manokana, ary hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna mendriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy hanagny zava-mahory.