auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-20 03:00:54 -05:00 committed by root
parent 65b6cdc600
commit cb99d02a97
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany, raha tsy afaky niaritry izany esanaky iay, da nieritreretinay fa tsra e midoboky raiky tao Antena. Nandefa an'i Timoty iay, rahalahinay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao ame filazantsaran'i Kristy, mba hanamafy sy hampahery mikasiky e finoanareo. [fagnamariahagny: Gne dikan'e zaka sasany hafataloha da mivaky hoe:" Nandefa an'i Timoty iay, rahalahinay ary mpanompon'Andriamanitra ame filazantsaran'i Kristy ".
Noho izany, raha tsy afaky niaritry izany esanaky iay, da nieritreretinay fa tsra e midoboky raiky tao Antena. Nandefa an'i Timoty iay, rahalahinay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao ame filazantsaran'i Kristy, mba hanamafy sy hampahery mikasiky e finoanareo. [fagnamariahagny: Gne dikan'e zaka sasany hafataloha da mivaky hoe:" Nandefa an'i Timoty iay, rahalahinay ary mpanompon'Andriamanitra ame filazantsaran'i Kristy."]Naninay izany mba tsy hisy olo taitry noho io fahoria io. fa e tegnanareo da mahafantary fa