Fri Jan 24 2020 15:35:41 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:35:42 -05:00
commit bd3d246314
15 changed files with 35 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly sy Silasy ary Timoty ho an'gne fiangonandreo Tesaloniana ao amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo. Ho aminareo an'gne fahasoava sy gne fiadagna. [Fagnamaria: ireo dikan-teny sasany taloha da mivaky hoe:"ho aminareo gne fahasoava sy fiadagna avy amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo."]

1
01/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Magnomeza fisaoran'Andriamanitra mandrakariva izahay gne aminareo aby, ka mizaka anareo ame vavakinay.\v 3 Izahay da tsy mizanogny gne mahatsiaro anareo eo agnatrehan'Andriamanitra Raintsika gne asan'gne finoanareo, gne asan'gne fitiavanareo, ary fatokisanareo maharitra ho an'gne ho avy ao amin'i Jesosy Kristy Tompontsika.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ry rahala tian'Andriamanitra, fatanay fa izy da efa nifidy anareo,\v 5 satria gne filazatsaranay da avy taminareo tsy tamin'gne resaky avao, fa tamè tazaky evakoa,tamin'gne fanahy masina, ary gne fahatokia be. Mitovy amin'izany, anareo evakoa da mahafatatry hoe olo mitovy akoinga izahay teo aminareo noho gne aminareo.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nanjary manaky anay sy gne tompo anareo, tame nandraisanareo gne resaky tame ady sarotry zakabe sy tame fifalia ame fanahy masina.\v 7 Vokatr'izany, avy ohatra ho an'gne aby izay mino ao Makedonia sy Akaia anareo.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao. Fa , teny ame toera aby no niparitan'gne finoanareo an'Andriamanitra.Vokatr'izany,da tsy mila mizaka na ino na ino itsika. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay teo aminareo. Indreo da mizaka gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 izy ireo mba da nitatitry fa anareo da mandigny gne zanany avy agny an-dagnitry, izay natsanga tamindreo maty. Jesosy izany, izay magnafaky antsika ame fahaviragna ho avy.

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa ame andro sy fotoa, ry rahalahy, da tsy misy tokony hosoratako aminareo. \v 2 Satria anareo mahalala marigny fa ho avy toy gne mpangalatry amin'ny gn'ariva ny andron'i Tompo. \v 3 Raha misy olo mizaka hoe : ''Miadagna sy milamina,'' da avoa anazy tapoky gne fandringana. Toy gne fahararin'ny gne viavy raha miteraky, ka tsy ho afa mandositry mihintsy indreo.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa anareo, ry rahalahy, tsy ame mizy gne hatratraranareo tampoky akô e mpangalatry amin'izà andro izà. \v 5 Fa anareo agnaby da zanaky gne mazava sy zanaky gn'andro, tsy an'ny gn'aly na gne mizy isika. \v 6 Ka, da ka matory akô e sanany isika, fa aoka hiamby sy hampionon-tegna. \v 7 Fa izay matory da matory amin'ny gn'aly, fa izay mamo kosa da mamo amin'ny gn'aly evakoa.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa raha mbola androtsika, da tsy maintsy mampionon-tegna isika ary mitafy finoa sy fitiava ho fiarovan-tratra, ary gne fagnategna gne famoje ho fiarovan-doha. \v 9 Fa Andriamanitra da tsy nanendry antsika ho ame fahatezera, fa mba hahazo famoje amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompotsika.\v 10 Izay maty hamojy antsika, da hiara-belo aminy evakoa isika, na matsiaro na matory. \v 11 Koa mifananara sy mifampahereza anareo, akô gne efa naninareo.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ka mangataky aminareo iahay, ry rahalahy, mba hekenareo izay mimany sy minday anareo ame Tompo ka magnanatry anareo. \v 13 Fa mba tokotry gne hajainareo tsara izy noho gme asany. Mihavàna tsara.\v 14 Ka magnanatry anareo ahay, ry rahalahy : agnaro izay tsy midoboky tsara, omeo toky gne malemy shay, ampaherezo gne valaky, ka mandefera amin'ny gn'olo agnaby.

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy gn'olo. Fa mimania mandrakariva hitadia gne tsara, na ame namanareo na ame olo agnaby agnaby. \v 16 Mifalia fehizay. \v 17 Mivavaha, ka aza miegny. \v 18 Misaora ame raha agnaby. Fa izà gne sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy ho anareo.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ka momono gne Fanahy. \v 20 Ka magnano tsinotsino gne faminania. \v 21 Fantaro e raha agnaby. Fesay mafy izay tsara. \v 22 Fadio gne magnano e raha ratsy agnaby.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 \v 23 driamanitry gne fiadagna anie hahamasina anao tanteraky. Ka aoka harova evakoa gne fagnanareo sy gne ainareo ary gne tegnanareo mba tsy hanan-tsiny ame fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 24 Mahatoky izay mangaiky anareo, sady izy evao gne hagnefa izà.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 E rahalahy, mivavaha ho anay. \v 26 Mamboara veloma ame rahalahy agnaby ame fagnoroa masina. \v 27 Mangataky anareo amin'i Tompo iao mba hovakia ame rahalahy agnaby agnaby itiky epistily itiky. \v 28 Ho aminareo anie gne fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> d9d5f9ad3c594f88d2d1e241e7e3f78725c6833a
=======
>>>>>>> 676cc09d09f1d8caa350ea7f2877711f318de31e
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 26a726578d0b5f35cd30f7a9241203ef97cf69aa
=======
>>>>>>> d9d5f9ad3c594f88d2d1e241e7e3f78725c6833a
=======
>>>>>>> 676cc09d09f1d8caa350ea7f2877711f318de31e

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD133",
"MAD136"
"MAD136",
"MAD134"
],
"finished_chunks": [
"04-01",
@ -51,6 +52,19 @@
"02-05",
"02-07",
"02-10",
"02-14"
"02-14",
"05-01",
"05-04",
"05-08",
"05-12",
"05-15",
"05-19",
"05-23",
"05-25",
"01-01",
"01-02",
"01-04",
"01-06",
"01-08"
]
}