auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-23 04:24:11 -05:00 committed by root
parent baf5d2c876
commit a8fce7dc38
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gnamasina anareo, Mba helanareo ame fijangajangana, \v 4 izay afantaran'gne tsiraikiraiky avy aminareo gne fomba azahoany gne fanaky ao ame fahamasina ame voninaitry, \v 5 tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy mahalala gne zagnahary).\v 6 Aoka tsy hisy olo handika na hagnaratsy gne rahalainy amin'izany. Fa gne tompo no mamaly anireny zavatra reny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nijoroanay vavolombelogny anareo.
\v 3 Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gnamasina anareo, Mba helanareo ame fijangajangana, \v 4 izay afantaran'gne tsiraikiraiky avy aminareo gne fomba azahoany gne fanaky ao ame fahamasina ame voninaitry, \v 5 tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy mahalala gne zagnahary).\v 6 Aoka tsy hisy olo handika na hagnaratsy gne rahalainy amin'izany. Fa gne Tompo gne mamaly aniregny raha aby iregny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nijoroanay vavolombelogny anareo.