auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-20 03:00:54 -05:00 committed by root
parent 32a2b68860
commit 8059e7da7b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa avy taty aminay avy tagny aminareo i Timoty ary ninday e vaovao mahafalin'e finoa sy gne fitiavanareo ho anay. Nizaka taminay izy fa enareo da mana fahatsiarovana tsarenay avao,ary enareo da magniry mafy e hagnety anay mitovy ame fagnirianay hagnety anareo. Noho izany , ry rahalahy, iay da nampaherezinareo nohon'e finoanareo,
\v 7 \v 6 Fa avy taty aminay avy tagny aminareo i Timoty ary ninday e vaovao mahafalin'e finoa sy gne fitiavanareo ho anay. Nizaka taminay izy fa enareo da mana fahatsiarovana tsarenay avao,ary enareo da magniry mafy e hagnety anay mitovy ame fagnirianay hagnety anareo. Noho izany , ry rahalahy, iay da nampaherezinareo nohon'e finoanareo, tao agnatin'e fiteboteboana sy gne fijaliagny agnaby.