diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index d1ea603..0e33df7 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -Noho izany, raha tsy afaky niaritry izany esanaky iay, da nieritreretinay fa tsra e midoboky raiky tao Antena. Nandefa an'i Timoty iay, rahalahinay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao ame filazantsaran'i Kristy, mba hanamafy sy hampahery mikasiky e finoanareo. [fagnamariahagny: Gne dikan'e zaka sasany hafataloha da mivaky hoe:" Nandefa an'i Timoty iay, rahalahinay ary mpanompon'Andriamanitra ame filazantsaran'i Kristy \ No newline at end of file +Noho izany, raha tsy afaky niaritry izany esanaky iay, da nieritreretinay fa tsra e midoboky raiky tao Antena. Nandefa an'i Timoty iay, rahalahinay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao ame filazantsaran'i Kristy, mba hanamafy sy hampahery mikasiky e finoanareo. [fagnamariahagny: Gne dikan'e zaka sasany hafataloha da mivaky hoe:" Nandefa an'i Timoty iay, rahalahinay ary mpanompon'Andriamanitra ame filazantsaran'i Kristy ". \ No newline at end of file