auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-01-23 04:24:11 -05:00 committed by root
parent 67af15a094
commit 640835cf67
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gne hagnamasigna enareo, mba helanareo ame fijangajangana, \v 4 izay ahafantaran'gne tsiraikiraiky avy aminareo gne fomba ahazoany e fanaky ao ame fahamasigna sy voninaitry, \v 5 tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy mahalala an'Andrimanitra).\v 6 Ôka tsy hisy olo handika na hagnaratsy gne rahalainy amin'izany. Fa gne Tompo gne mamaly aniregny raha aby iregny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nijoroanay vavolombelo taminareo.
\v 3 Fa izao gne sitrapon' Andremanitra, da gne hagnamasigna enareo, mba helanareo ame fijangajangana, \v 4 izay ahafantaran'gne tsiraikiraiky avy aminareo gne fomba ahazoany e fanaky ao ame fahamasigna sy voninaitry, \v 5 tsy ame filan-drasy( tahaka gne Jetilisa tsy mahalala an'Andrimanitra).\v 6 Ôka tsy hisy olo handika na hagnaratsy gne rahalainy amin'izany. Fa gne Tompo gne mamaly amin'ire raha aby iregny, mitovy ame nampitandremanay mialoha sy nijoroanay vavolombelo taminareo.