auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-23 04:11:21 -05:00 committed by root
parent b547f46be5
commit 29973684ff
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao, fa tegny rehetra tegny no niparitahan'ny lazan'ny gne finoanareo an'Andriamanitra, ka da tsy misy ho zakainay esana. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay taminareo. Indreo da milaza gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 Ary mba handigny gne zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ny maty, da i Jesosy izà, izay mpanafaky antsika ame fahatezera magnaraky.
\v 8 Fa avy taminareo gne nagnaboany zakany Tompo, tsy tagny Makedonia sy Akaia evao. Fa , teny ame toera aby lazan'ny gne finoanareo an'Andriamanitra, ka da tsy misy ho zakainay esana. \v 9 Fa indreo avao gne hizaka izay fandraisa azonay taminareo. Indreo da milaza gne fomba nitodihanareo tam'Andriamanitra ka nisitaka ireo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina. \v 10 Ary mba handigny gne zanany avy any an-danitra, izay natsangany tamin'ny maty, da i Jesosy izà, izay mpanafaky antsika ame fahatezera magnaraky.