tkg_1co_text_reg/12/04.txt

1 line
232 B
Plaintext

\v 4 Ary misy fagnomezam-panahy samihafa, fa Fanahy mitovy avao. \v 5 Misy fagnopoagny samihafa, fa Tompo mitovy avao;\v 6 ary misy karazan'asa samihafa, fa Andriamanitra mitovy avao no magnano azy ireo ho aza anigny ame tsirairay.