tdx_eph_text_reg/01/03.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 3 Deraina anie ny Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nitahy antsika tao amin'i Kristy tamin'ny fitahim-panahy rehetra avy any an-danitra ao amin'i Kristy. \v 4 Andriamanitra nifidy antsika tao aminy hatramin'ny fiantombohan'izao tontolo izao, mba ho masina sy tsy manan-tsiny eo anatrehany isika.