skg_mrk_text_reg/15/25.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 25 Tamy gny telo folak'andro namantsihandreo an'i Jesosy. \v 26 Nasiandreo soratry t'ambony hazo tegny hoe:" Mpanjaka gny Jiosy."\v 27 Johary roa lahy nifantsihy miaraky taminy teo, raiky ankavana, raiky ankavia. \v 28 [ Fagnamariha: gny fandika teny soa taloha ro tsy magnisy Marka 15: 28 hoe: Tanteraky gny soratry Masina manao hoe:"" Natao ho agnisa gny mpanota koa i." ( Ampitahao amin'i Lioka 22: 35)]