v\v 35 Lafa hariva gny andro nagnanto azy gny mpianatriny ka nisafa hoe:" Toera avao toy gny andro fa ho aliky sahady. \v 36 Alefaso reo mba handehanany agny amin'reo vohitry voho gny tana magnodidy hivily hany hoanindreo