skg_mrk_text_reg/06/18.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 18 Fa i Jaona nivola an'i Heroda hoe:" Tsy to ngy lily gny hanambalianao gny valin'gny rahalahinao." \v 19 Ka neloky azy Herodiasy ka niremby gny hamonoa azy, kanefa tsy afaky \v 20 noho gny Heroda an'i Jaona hainy fa olo marina voho feno fahamasigna i, narovany i. Nanahiran-tsay azy gny fijanjigna azy, kanefa mbo nijanjy azy ampisinisinia i.