skg_mrk_text_reg/06/01.txt

1 line
535 B
Plaintext

\v 1 Nagnenga an'io toera io I ka namonjy gny tanindrazany, nagnaraky azy iaby gny mpianany.\v 2 Ka lafa niavy gny andro sabata nampianatry tao amy gny Synagoga I. Maro gny olo nahakasa azy ka tseriky reo. Hoy reo hoe:" ka bakaia gny nahazahoany gny fampianara reto iaby ?" Ino zao gny fahendrea nomea Azy zao?" Ino iaby gny fahagaga nataony tamy gny tana ndreo io? \v 3 Tsy lehy mpandrafitry igny io, lehy ananakin'i Maria rahalahin'i Jakoba, josesy, Jodasy, Simona ? Tsy miharo amintsika eto anabavindreo? Voa-fo tamin'i Jesosy reo.