\v 37 Namaly I ka nanao tamin-dreo hoe:" Omeonareo raha hoany reo " Ka hoy koa reo taminy hoe:" Afaky mandeha sady mivily mofo azo gny denaria roanjato va rahay ka hagnome an'izay hoanindreo? \v 38 Ka hoy i tamin-dreo hoe:" Firy gny mofo anagnanareo? Ndehana ka enteo." Lafa hitany hoy reo hoe:" Mofo dimy voho hazandrano roa."