auto save

This commit is contained in:
MAD131 2020-01-21 08:38:09 -05:00 committed by root
parent 6740982243
commit 52b9584113
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Nanenty gny manodidy Azy Jesosy no nivola tamy mpinatriny hoe :'' Sarotsy ho an'ny mpanankarea gny hilitry gny fanjakan-Dragnahary.'' \v 24 Tseriky tamy gny safany gny mpianatry. Hoy Jesosy tamin-dreo hoe :'' Agnaky, sarotsy gny filira amin'ny fanjakan-Dragnahary.''\v 25 Mora hoan'ny rameva gny hilitry amy vody gny fanjaira toy izay gny manam-pagnana ami'ny fanjakan'Andrianagnahary.''
\v 23 Nanenty gny manodidy Azy Jesosy no nivola tamy mpinatriny hoe :'' Sarotsy ho an'ny mpanankarea gny hilitry gny fanjakan-Dragnahary.'' \v 24 Tseriky tamy gny safany gny mpianatry. Hoy Jesosy tamin-dreo hoe :'' Agnaky, sarotsy gny filira amin'ny fanjakan-Dragnahary.''\v 25 Mora hoan'ny rameva gny hilitry amy vody gny finjaitsy toy izay gny ilirany mpanankarea amy fanjakan-Dragnahary.''