skg_mat_text_reg/08/30.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 30 Ka nisy koso maro, gny sasany nihina tegny alavidavitry andreo tegny. \v 31 Nifona tamin'i Jesosy reo demonia ka nivola hoe:" laha aboakinao zahay , ka alefaso magnagny amin'gny koso reo.\v 32 Ka hoy I taminy:" Mandhana! lasa reo ka nifindra tamin'gny koso regny, ka lasa vnivezivezy koso regny laha niavy andriaky egny rozy iaby ka maty tagnatin'gny rano tagny.