skg_mat_text_reg/01/04.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 4 Rama ro baban'i Aminadaba, ka Aminadaba ro baban'i Nasona, sady Nasona ro baban'i Saloma. Saloma ro baban'i Boaza tamin'gny \v 5 Rahaba, Boaza ro baban'i Obeda tamin'gny Rota, Obeda ro baban'i Jese. Ka \v 6 Jese ro baban'i Davida mpanjaka, Davida ro baban'i Solomona tamin'gny alala gny vadin'gny Oria.