1 line
305 B
Plaintext
1 line
305 B
Plaintext
\v 25 Noho zay agnambarako anareo hoe: ka mavozo gny amin'gnainareo amzay hohaninareo na hinominareo na gny amin'gny vatanareo na zay hosikinanareo koa gny vato?\v 26 Diniho gny voro mitily fa tsy mba mamboly, fa gny Babanareo zay agny an-dagnitry ro mamelo azy. Tsy mihoatry lavitry noho regny va nareo? |