skg_mat_text_reg/24/26.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 26 Noho izay,laha mivola agnareo reo hoe:"Indroy,an-efitry agny i", Ka mandeha agny an-efitry. Gna hoe:"Indroy,anaty efitrano agny i" ka mino izay. \v 27Fa manahaky gny varatry zay mitselatry baka antinana ka mazava avy andrefa agny,manahaky zay gny fiavia gny Agnak'Olo.\v 28Gna ai gna ai misy biby maty,agny ro hivoriany gny votoro.