\v 13 Fa reo mpaminany iaby sy gny lily ro fa naminany hatramin'i Jaona; \v 14 sady laha to nareo gny hanenky izay,I ro Elia gnazy ho avy. \v 15 Zay manan-tsofy handesy mijandry,aoka i hijandry.