1 line
320 B
Plaintext
1 line
320 B
Plaintext
\v 4 Ka Jaona nisiky volon-drameva ka nanao fehikibo hoditry tamin'gny valahany. Valala voho gny tantely remby ro nataony fihina. \v 5 Ka Jerosalema, Jodia iaby, voho gny faritry iaby magnodidy gny reniranon'i Jordana ka nagnato azy.\v 6 Nataony batisa tegny amin'gny reniranon'i Jordana reo, lafa nikaiky gny fahotany. |