skg_mat_text_reg/05/11.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 11 Sambatry nareo laha magniratsira anareo voho magnenjiky anareo gny olo, sady mivola gny karazam-bandy raty iaby hanohitry anareo nohon'gny amiko. \v 12 Misinisinia sy mifalia, fa bevata gny valisoanareo agny an-dagnitry. fa manahaky an'zay gny fomba nagnenjehan'gny olo reo mpaminany ze niay talohanareo.