skg_mat_text_reg/01/22.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 22 Raha iaby zay ro nitranga mba hahatanteraky gny nambaran'i Tompo tamin'gny alala gny mpaminany, manao hoe:"\v 23 Ingo, gny virijiny hitoe-jaza ka hiteraky zazalahy, ka reo ro hikaiky gny agnarany hoe Imanoela" midika hoe:" Amintsika Andrianagnahary."