\v 7 Solomona ro baban'i Rehoboama, Rehoboama ro baban'Abia, ka Abia ro baban'i Asa. \v 8 Asa ro baban'i Jaosafata, kaJaosafata ro baban'i Jorama, ka Jorama ro baban'i Ozia.