skg_mat_text_reg/12/28.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 28 Kanefa laha mamoaky an ireo demonia amin' alalan' ny Fanahin' Andrianagnahary Zaho, dia fa tokony hoavy aminareo gny fanajakany Andrianagnahary. \v 29 Amin' ny fomba manao akory ro afahan ' olo militry ao an-tragnon' ny lehilahy fatatry sady mangalaky gny fanagnany laha tsy hofehezy aloha gny lehilahy fatatry? Bakeo amizay mangalaky gny fanagnany ao antragnony.\v 30 zay tsy momba ahy ro manohitsy ahy, sady zay tsy miharo miaraky amiko ro miparitaky.