\v 5 Mbo tsy novakinareo va gny lalana, fa amign' ny sabata reo mpisoro ao antempoly dia manota gny sabata kanefa tsy voan-tsiny? \v 6 zao gny raha safagniko aminareo, fa eto gny raiky bevata noho gny tempoly.