|
\v 26 Noho izay niondriky gnazy mpanompo, sady nisoloho talohany teo, sady nivola hoe: 'Tompo, manana fahareta amiko,fa haloako aminao gny raha iaby.' \v 27 Noho izay gny tompo gnazy mpanompo izay, nahaferinay, ka gnanafaky azy sady nanenga gny trosa taminy. |