skg_mat_text_reg/13/51.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 51 Mazava aminareo va raha iabiaby zay?" Hoy gny mpianatriny taminy: "Eka." \v 52 Bakeo Jesosy nivola tamindreo hoe: "Noho izay gny mpanora-dily iabiaby zay nandrary mpianatry eo amin'ny fanjakan'ny lanitry, manahaky gny lehilahy tompon-trano raiky zay mamoaky gny fa antitry voho gny vaovao ao amin'ny haregnany." \v 53 Lafa vitan'i Jesosy reo fagnohara reo, bakeo niala taminio tany io I.