skg_mat_text_reg/13/40.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 40 Noho zay, haoro antany raiky voho doroa amy motso reo tsimparifary reo, sahalan'ny zay gny raha atao amin'ny fiafaran' izao tontolo izao. \v 41 Hagniraky gny anjelin'gny Gnagnak'Olo sady hoalain-dreo hiala amin' ny fanjakany gny raha iaby mahavy fahota, voho reo zay manao raha raty. \v 42 Hatorakin-dreo ao amin'ny lafaoro bevata misy motro mirehitry reo, zay hisy gny fitomagnia voho fikitroha-nify. \v 43 Bakeo hamiratry toa gny masoandro ao amign'ny fanjakan'ny Rain-drozy reo gny olo marina. Zay manan-tsofy aoky I mba hijanjy.