skg_mat_text_reg/13/36.txt

1 line
508 B
Plaintext

\v 36 Bakeo Jesosy nagnenga an'reo fokonolo sady nilitry tao an-tragno. Nagnariniky azy gny mpianatriny sady hisafa hoe: "Azavao aminay gny fagnohara momba gny tsimparifarin'ny Saha." \v 37 Namaly Jesosy hoe: "Gny nandatraky gny vihy soa to Zanak'olo. \v 38 Gny Saha ro zao tontolo izao; fa gny vihy soa to zanaky ny fanjakana. Gny tsimparifary dia reo zanaky ny raty sady, \v 39 gny fahavalo zay nandatraky azy reo ro gny Devoly. Gny fijinjana ro fahataperan'zao tontolo zao sady gny mpijinja reo ro anjely.