skg_mat_text_reg/13/34.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 34 Fagnohara ro nagnambaran'i Jesosy gny raha iabiaby tamin'ny fokonolo; sady tsy mivola ndra ino ndra ino tamindreo afa-tsy tamin'ny fagnohara I. \v 35 Zay gny mba hahatanteraky gny raha nambara tamin'ny alalan'ny mpaminany, manao hoe: "Izaho hiloa-bava amin'ny alalan'ny fagnohara. Hagnambara gny raha navony hatrizay nagnorena an izao tontolo izao Zaho."