skg_mat_text_reg/13/29.txt

2 lines
395 B
Plaintext

\v 29 Gny tompon-tany nisafa hoe: 'Tsia. satria laha hombotanareo tsimparifary reo mety hiombotry miaraky amign'ny fotorany vary reo. \v 30 Engao hiaraky hitiry reo roa hatragny amign'ny fijinjana.
Amin'ny fotoam-pijinjana ro hisafa amin'ny mpijinja aho hoe: "Alao treky aloha gny akata raty bakeo fehezo ho maromaro mba hagnadora azy, voho gny vary koa avorio ao amign'ny ntrano mpisy vokatry.