skg_mat_text_reg/13/16.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 16 Fa sambatry gny masonareo, satria mahita; voho gny sofinareo, satria maharé. \v 17 Volagniko aminareo gny marina fa mpaminany voho olo marina marina ro nagniry gny hahita gny raha hitanareo kanefa tsy nahita. Nagniry gny haharé ghy raha niregninareo reo kanefa tsy naharé.