skg_mat_text_reg/13/15.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 15 Fa nandrary donto gny fon'ny ireto fokonolo, voho tsy mijanjy sady ahilindreo gny masony, mba tsy hahita amign'ny mason-dreo na handre amign'ny sofindreo, na hahazo amign'ny fon-dreo, ka hibebaky ndraiky reo sady hagnanjanga andreo Zaho.'